By Andry Rakotomavo
Saosisy sy cocombre
Soumis par andry le mar, 04/07/2015 - 15:24
227
Saosisy sy cocombre.
Hafa kely. Ny mahazatra antsika dia atao lasary ny cocombre fa ity indray dia nandrahoina, nendasina moa izany
zavatra ilaina:
sosisy, concombre, voatabia, tongolo be, tongolo maintso, sira
Fikarakarana azy:
Narotsaka tanaty vilany ny saosisy dia nasiana rano kely,
rehefa ritra dia arotsaka ny voatabia sy tongolo oignon sy tongolo maitso
rehefa mendy tsara dia arotsaka ny cocombre voatetika asiana sira kely araka izay tiana
Rehefa mendimendy dia vita.
Mazotoa daholo.
de Marie Elisabeth
Ingrédients:
Catégorie:
Matériels:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire