gouter

Jaleby

MOFO TANTELY

Zavatra ilaina an'ny mofotantely 50 isa 

Fanaovana sirop :

- siramamy 5 vera

- rano 5 vera

- "colorants alimentaires" : mena, manga, mavo, maintso, volomboasary

- "fleur d'anis" ho an'ny "parfum"

=> atao ao anaty vilany ny rano 1 vera, siramamy 1 vera, "colorant" 1 sotrokely ary "fleur d'anis" 1 : ahandroina mandram-piraikitry ny tsora @ sotro na ny sisin'ny vilany dia esorina eo ambony afo ary avela hangatsiaka ao anaty bol

Fanaovana ny pâte :

Mofo vomanga

Mofo vomanga

ZAVATRA ILAINA: 

vomanga 1500ar,
Lafarina 1/4 500ar,
siramamy1/4 500ar,
Coco 1 800ar,
menaka 1/4l 1000ar

FIKARAKARANA:

Mofo voanio

MOFO COCO - mofo voanio

Recette 1 nahandron'i Anayah LunaLuna

ZAVATRA ILAINA:

coco, lafarina, siramamy, rano.

FIKARAKARANA :

Ronono frity

Ampifaliana hatrany o
ity indray dia specialité italien ihany fa avy any Sicile fanao gouter na entree na dessert araka izay hitiavana azy satria mety na masira na mamy 

Ronono frity, lait frit, latte fritto, 

ZAVATRA ILAINA 
ronono 250ml
lafarina 50g
atody 2
potimofo na biscotti : "chapelure"
siramamy 50g
vanille 
menaka fanendasana

raha masira kosa dia esorina ny siramamy sy vanille ary soloina fromazy sy sira azo ampiana dipoavatra...

FIKARAKARANA AZY

Madeleine marbrée

"MADELEINES MARBREES" 

ILAINA :

atody 2
lafarina 80g
lalovay simika 1/2 fonosana (6g eo)
siramamy 80g
"chocolat pâtissier" 40g
lavanila ranony 1 sotrokely

FIKARAKARANA :

Pain au chocolat

PAIN AU CHOCOLAT 

ZAVATRA ILAINA  

"Pâte feuilletée levée" :
lafarina 250g,
ronono 1/8 L,
siramamy 1sotro,
lalovay " boulangère" 1sotro,
sira 1 tsongo,
dibera 100g (euro cuisine no nampiasaiko teto),
atody atao "dorure",
sôkôla
 

FIKARAKARANA AZY:

Mofo mangahazo

MOFO MANGAHAZO

Andramo fa tena tsara

ZAVATRA ILAINA : 
Mangahazo 1kg
Siramamy mavokely 300g
Voanjo iray kapoaka
Rano eraky ny tasy

FIKARAKARANA:

Mofo baolina 2

MOFO BAOLINA

ZAVATRA ILAINA : 

atody 4 
siramamy 200g 
sira 1 tsongo
lafarina 500g 
lalovay simika 1fonosana (11g) 
yaourt 1 pot 
menaka 2 sotro fihinanana 

FIKARAKARANA :
- Kapohana miaraka ny atody, siramamy, sira mandra-pahazo loko somary fotsy
- arotsaka ny lafarina sy lalovay efa nafangaro avy eo
- ampiana ilay yaourt sy menaka 
- Alona 1ora dia endasina amin'ny afo malefaka be avy eo

Mazotoa

 Vonimanitra Raobelina Andrinirina

 

PUDDING 2

PUDDING

ILAINA :
Mofo maina
Dibera 20g
Siramamy 70g
Ronono 1/2l
Atody 2
Voaloboka maina (Raisin sec) 30g
"Poudre amande" 2 sotro

Chessecake Japonais

CHEESECAKE JAPONAIS indray no atolotro ho anareo a!

Zavatra ilaina:

atody 3,

mini choco blanc 8 (120g),

fromage blanc 1 (100g),

ronono 1/2pot yaourt

Fikarakarana:

Pages

S'abonner à gouter