Nofon-kena saosy voasary - escalopes à l'orange (asa raha mahadika azy indray ilay teny malagasy)
sakafo tena tian'ny ankizy izy ity azo ovaina voasary makirana raha tiana ny voasary, na koa mandarine
Zavatra ilaina :
nofon-kena ( akoho, kisoa , omby, vorontsoloza, izay tiana izany raha somary mafy dia azo kapohina mba halemy kokoa )
voasary 2, lafarina, dibera, sira, menaka, (divay raha tsy ho an'ny zaza)
Fikarakarana azy