MOFO RONONO,
Zavatra ilaina:
farine 2pot yaourt, siramamy 1 sy tapany pot yaourt, atody 4, vanille, ronono 1/2 l, beurre atao amin'ny lasitra
Fikarakarana:
kapohina ny atody sy siramamy rehefa mitombo tsara dia arotsaka tsikelikely ny ronono manta,
manaraka ny farine voasivana farany ny hanitra
Hosorana dobera ny lasitra dia alefa ao ny paty,
andrahoina atao "bain marie" mandritra ny 1ora sy sasany,
andrasana hangatsiaka vao esorina anaty lasitra
mazotoa o