MISAO
ZAVATRA ILAINA:
totokena,
karoty, harikovera,
pates,
saosy soja,
tongolo,
atody,
champignon noir,
kotomila
menaka ,
sira.
FIKARAKARANA AZY:
MISAO
ZAVATRA ILAINA:
totokena,
karoty, harikovera,
pates,
saosy soja,
tongolo,
atody,
champignon noir,
kotomila
menaka ,
sira.
FIKARAKARANA AZY:
BLANC DE POULET PANE
Alaivo ny blanc de poulet
Ataovy bien mariné!
Asio moutarde, sira, menaka
Dia aleo hilona toy ny @ tany lemaka!
@ lovia iray asio atody nokapohina
@ iray kosa chapelure na biscotte nototohina!
BOULETTES DE RIZ.
zavatra ilaina:
vary, crème fraiche, sira, poivre, atody, jambon, chapelure, menaka
Fikarakarana azy:
PUDDING A LA MANGUE
zavatra ilaina:
ronono, mofo, siramamy, atody, manga
Fikarakarana azy:
zavatra ilaina :
mofo, Atody, ronono, siramamy, rhum, beurre
fikarakarana azy:
TSOCK AUX CREVETTES SEMI-SECHEES
zavatra ilaina:
crevettes semi-sechees na patsabe, sakamalao, vary, sauce soja, nofokisoa, coriandre, poivre, fécule, sira
Fikarakarana azy:
Lomana rano sy sayuce soja 1h ny vary
Tsock : ireto misy recette tsock maro nozarain'ny namana , ao ny amin'ny henakisoa, ao ny au poulet ao koa ny au crevette na trondro, misy atody manta no arotsaka ary misy atody endasina voatetika ...ka samy misafidy izay tiany dia mazotoa daholo
MOFO ALGUES : gouter hafakely : algues frites
tena mora kely toy ny manao mofo anana ihany fa algues eto no ampiasaina
ZAVATRA ILAINA
MOFO MAKASAOKA
misy karazany 2 ireto :
1-recette de Dina Ramangatsihoarana
SAUMON FARCI AUX PETITS LÉGUMES
Ireto avy no ilaina :
Ovy manta ho tetehina sy ho endasina...
Saumon farci à la façon Ramanankasina;
Salade, persil ary koa voatabia
ary mayonnaise hihinanana azy ity!