Lasagne sy nofo-kena kisoa (azo atao nofon'akoho ihany koa)
By Andry Rakotomavo
ATODY SY ATIDOHAN-KENA
Zavatra ilaina:
atidohan-kena 1, atody 3, oignon 2, kotomila, sira
Fikarakarana
Atinkena sy tongolo be
Zavatra ilaina :
Atinkena,
tongolo be (ny oignon mena no tena tsara ),
menaka ,
sira,
dipoavatra kely,
kotomila raha tiana
Fikarakarana azy :
SALADY : SALADY ANGIVY
Zavatra ilaina :
angivy
tongolo
tongolo gasy
sira, carry
voasary makirana
menaka
Fikarakarana :
FIA PIRITSY!
Efa nataoko raha ty
Pomme de terre no fia!
Tsy raha sarotsy mare
No tsy maro ty frais!
Ketreho soa ny pomme de terre
Tsy manahy le mandany lera!
Bakeo le pitsiro soa
De ligniso hanitsinitsy koa!
ODY AM-BAVA FO : FLAN SOANAMBO
Zavatra ilaina:
ho an'olona 4 :
soanambo masaka 500g
siramamy 100g
« sucre vanillé » 10g (tsy voatery)
Hanitra lavanila
ronono 125cl
dibera 50g
atody 2
FROMAGE DE TETE HALAL
ZAVATRA ILAINA:
vavan'omby 1kg,
jambon volaille 200g,
kotomila kely
persila
sakaibe na "poivron"
tongolo be
dipoavatra
sira
menaka
CROQUETTES DE POMME DE TERRE ET SARDINE
ZAVATRA ILAINA:
ovy,
sira,
dipoavatra,
atody,
poireau,
sardine,
menaka,
poti-mofo
FIKARAKARANA AZY;
LAOKA na TSAKITSAKY : CROQUETTE SAONJO
Zavatra ilaina
Ho an'olona 4:
saonjo gasy 5 madinika
fromazy 100g
tongolo maitso
tongolo gasy,
sira
poti-mofo (chapelure)
lafarina
atody 2
menaka
Beignet d'aubergine asina farce totonkena
Zavatra ilaina:
- 25cl ronono asina levure de boulanger (na 25cl bière)
- 1 c à s menaka
- sira
- 250g farine
- 2 atody
- totokena
- aubergine