zavatra ilaina
farine200g, atody 2, siramamy100g, beurre 100g, levure 1cac, yaourt ou lait 1verre a jeter, paoma 4.
Fikarakarana
Kapohina ny beurre sy sucre, rehefa miakatra tsara dia arotsaka ny atody dia afangaro tsara,
arotsaka ny farine sy levure.
Farany arotsaka koa ny yaourt.
maka moule dia asiana beurre na menaka