"CAKE AU CITRON" - azo atao gouter ity gateau na mofo mamy voasary makirana ity mba miova amin'ny mahazatra
Zavatra ilaina :
"CAKE AU CITRON" - azo atao gouter ity gateau na mofo mamy voasary makirana ity mba miova amin'ny mahazatra
Zavatra ilaina :
BITRO
Zavatra ilaina:
Bitro 1
Tongolo gasy vokiky
Thym
Vinaigre balsamique 2 sotro
Menaka 1 sotro
Sauce d 'huître 1 sotro
Sira
Fikarakarana azy:
tsy misy anarana vahiny satria aho tia andrakandrana, " tsy crêpe" a ! "tsy pancake" ! "tsy tapon-tsatroka" koa ... aleo atao hoe :
Laisoa voasesika - chou farci
Zavatra ilaina:
Laisoa 1, toto-kena 400g, kotomila, karoty, celeri, tongolo be, voatabia, sakamalaho, atody 1, sauce soya1 sotro, menaka, sira
Mofo voatavo (beignet de citrouille)
Zavatra ilaina:
Voatavo 500g
Lafarina 300g
Siramamy 100g
Atody 3
kanelina vovony
Menaka fanendasana
Sira 1 tsongo
Fikarakarana azy:
MOFO BARANJELY ( beignet d'aubergine)
Zavatra ilaina :
Baranjely 1
Hena voatoto 200g - 250g
sira sy izay hanitra tianao
menaka
Fikarakarana azy:
KAOFITIORA TSARAMASO - confiture de haricots
mena na fotsy, hahazoana 1kg:
Zavatra ilaina:
Tsaramaso mena na fotsy maina 1 kg
Siramamy 1 kg
menaka kely
Fikarakarana azy:
Flan misy gateau ambany
Zavatra ilaina.
anaovana ny gâteau ambany:
Atody1, siramamy 1 pot yaourt, menaka 5 cl, rano 1 pot yaourt latsaka kely, lafarina 375g, lalovay simika antsasaky ny fonony (lévure),
MOFO MENAKELY
Zavatra ilaina:
Lafarina 400g,
Kobambary 300g,
Siramamy 225g,
Ronono 350 ml,
Lalovay simika 1 fonosana,
Atody 1 ,
Sira indray mitsongo
Menaka
Fikarakarana azy: