" PATE A CHOUX"
ILAINA :
lafarina 150g
rano 125 ml
ronono 125 ml
menaka 200ml
atody 5
" PATE A CHOUX"
ILAINA :
lafarina 150g
rano 125 ml
ronono 125 ml
menaka 200ml
atody 5
SAKAIBE VOASESIKA - Poivron farci
Zavatra ilaina:
poivron, tongolo, voatabia, tongolo gasy, vary masaka, persily , menaka, rano , sira.
Fikarakarana azy:
Kebab au viande
zavatra ilaina
- Wrap 4: farine 200g, rano 10càs, menaka 3càs, sira 2 tsongo
- atiny : salade, katsaka, ovy voaedy, tongolo voaendy, hena nendasina na natono , voatabia, cocombre rapé,
KEBAB AU POISSON
ZAVATRA ILAINA
ho an'olona 4:
Wrap 4:
lafarina 200g
rano 10 sotro fihinanana
menaka 3sotro
sira 2 tsongo
Atiny:
BÔMBAN'OVY
Zavatra ilaina :
100g lafarina,
200g potsitr'ovy masaka,
2 sotrokely lalovay simika,
sira,
2 sotro fromage parmesan,
didina jambon 3,
frômazy italiana "provolone doux",
KOBA AKONDRO ANATY LASITRA
ZAVATRA ILAINA:
kobam-bary 150g
atody 1
Akondro masaka tsara 5 isa
siramamy (tsy voatery, 1sotro dia ampy)
FIKARAKARANA :
- Potserina ny akondro
Madeleine
nahavita 16 isa
ZAVATRA ILAINA :
lafarina 150g,
siramamy 100g,
lalovay simika 1/2 fonosana,
atody 2,
dibera 100g,
" sucre vanillé" 1 fonosana
FIKARAKARANA :
CACAHUETES" (PRALINES)
ILAINA :
voanjo manta 1kapoka
siramamy 1/2 kapoka
rano1/3 kapoka
FIKARAKARANA :
Alaina ny vilany jobo na ny lapoaly
Mangahazo sy ampalibe ary akondro andrahoana amim-boanio.
azo atao tsindritsakafo na sakafo maraina
Zavatra ilaina
Mangahazo, ampalibe, akondro, voanio, siramamim-pary na siramamy gasy
Fikarakarana azy: