TSAKITSAKY - LAOKA : OVY ENDASINA - ROSTI- LATKES- GALETTE
ampifaliana hatrany no hizarana indray ny ovy nendasina : maro ny anarana hianatsoana azy ity fa araka ny fangarony no mampiova azy
rosti hoy ny aty aminay, latkes hoy ny grika , ary galette hoy ny frantsay, ovy foana hoy isika , tena tian'ny ankizy izy ity ary mora atao sady mora vidy ary ho an'ny rehetra na ny tsy mihinan-kena aza.
ZAVATRA ILAINA
Rosti :