KAOFITIORA PAISO
Sasana sy voasana ny paiso dia esorina ny voany, lanjaina ny nofony
- Mandanja siramamy mitovy fatra amin'ny nofom-paiso azo (raha 1kg ny paiso, dia 1kg ny siramamy, na azo ahena kely 750g)
KAOFITIORA PAISO
Sasana sy voasana ny paiso dia esorina ny voany, lanjaina ny nofony
- Mandanja siramamy mitovy fatra amin'ny nofom-paiso azo (raha 1kg ny paiso, dia 1kg ny siramamy, na azo ahena kely 750g)
POTSITR'OVY SY FROMAZY - "PUREE DE POMMES DE TERRE AUX FROMAGES"
ZAVATRA ILAINA :
Ho an'ny " potsitr'ovy sy fromazy" :
ovy 500g
dibera 75g
fromazy byba 75g
fromazy fondu 75g
Miarahaba antsika rehetra ato ary ô
LAOKA : MER TERRE AUX POIVRONS - DRATRAKA MAKAMBA SAOSISY ARY SAKAIBE
Faly miarahaba antsika indray, efa akaiky ny fety ka hafaliana ho anay ny manolotra recette kely ho anareo ato indray,
TSAKITSAKY NA LAOKA : CHIKEN POP
sakafo ho an'olondroa
Tsara izy ity na mamy na masira, ary azo atao rehefa avy maka ronono soja iny.
1. MOFO SOJA MASIRA
GOUTER NA LAOKA : GALETTE DE SOJA
ZAVATRA ILAINA:
Faikana soja avy nanaovana ronono,
zavamanitra : tongolo maitso, persila, curcuma, dipoavatra,
sira,
lafarina kelikely
menaka fanendasana
YAOURT TRIPLE CREME - VITA AN-TRANO (VOVO-DRONONO)
Yaourt avec du lait en poudre (triple crème).
SAKAFO MAHALEO TENA: PASTA BROCCOLETTI E UVETTA – PATY SY BROCCOLI ARY VOALOBOKA MAINA
Sakafo italiana tena maro mpitia tokoa izy ity, mora atao ary matsiro, natao ho an'ireo végétarien indrindra moa.
ZAVATRA ILAINA