LAOKA NA TSAKITSAKY : POULET A LA CREME AUX CHEVEUX D’ANGES
ZAVATRA ILAINA
Akoho izay sahaza
crème fraiche
4 epices
menaka fanendasana
Haingony:
pâtes blanche
solila (feuille de menthe)
LAOKA NA TSAKITSAKY : POULET A LA CREME AUX CHEVEUX D’ANGES
ZAVATRA ILAINA
Akoho izay sahaza
crème fraiche
4 epices
menaka fanendasana
Haingony:
pâtes blanche
solila (feuille de menthe)
SALADE FRAICHEUR:
Tsy asiana fatra sy lanja fa arakaraky ny isan’ny olona sy izay itiavana azy
ZAVATRA ILAINA
SAKAFO MARAINA- NA ODY AM-BAVA FO: CREPE DE MAIS /POLENTA – CREPE LAFARINA KATSAKA
Fotoanan’ny katsaka izao ka zaraina am-pifaliana hatrany
ZAVATRA ILAINA
Ronono 200ml
atody 2
LAOKA: SESIKA (crépine)
aleo avoka mitokana izy ity fa niaraka tamin' ny Gisa nefa azo atao laoka mitokana ihany koa
LAOKA : AKOHO SESIKA
Averina zaraina ity nahandro ity izay nozarain'ny namana teto efa ela ary miendrika "poésie"; anio kosa dia atao ho mora azo kokoa
ZAVATRA ILAINA:
GOUTER NA SAKAFO MARAINA: COOKIES AU CITRON ET VANILLE
ZAVATRA ILAINA
nahavita 30
LAOKA: GISA RITRA
ZAVATRA ILAINA :
Gisa
tongolo gasy voakiky
sakamalaho voakiky
divay fotsy (vin blanc sec)
dipoavatra tanora (poivre vert)
siramamy 1 sotro kely
sira
menaka
TSINDRIN-TSAKAFO NA DESSERT : MANANASY MANITRA - CREME A L'ANANAS
Miarahaba ny mpanaraka ny Mamina,
Raha toa ka mitady hevitra ny hatao tsindrin-tsakafo raha efa matavy be ny sakafo dia ity misy torohevitra : sady maivamaivana no mangatsiatsiaka no tsara.