Miarahaba indray o
Fotoanan'ny voatavo dia manararaotra manao "confiture" ka dia mizara izany am-pifaliana
KAOFITIORA VOATAVO
ZAVATRA ILAINA:
Miarahaba indray o
Fotoanan'ny voatavo dia manararaotra manao "confiture" ka dia mizara izany am-pifaliana
KAOFITIORA VOATAVO
ZAVATRA ILAINA:
Specialité italien no zaraina amintsika anio ny italiana dia tena mihinana sakafo feno hatrany ny atoandro sy hariva izay tsy maintsy misy ireo otrikaina ilain’ny vatana rehetra.
Miarahaba
TSAKITSAKY: CHIPS
ilay hohanina iny andro iny ity; fa ilay hotehirizina mbola tsy hita ny fikany; fa raha misy tsara sitrapo hanoro dia raisina an-tanan-droa
Miarahaba anao indray
LAOKA: LAINGON'NY KORZETY - "fleur de courgette" - "fiori di zucca "
Ity dia laoka mora indrindra vita tao anaty 10 minitra , aza ny sary no jerena fa ny tsirony satria tena matsiro sady mahasalama no mora vidy.
ODY AM-BAVA FO na GOUTER : MOFO MANGAHAZO
ZAVATRA ILAINA:
Mangahazo 1,5kg
Siramamy izay tiana
Menaka : 1/4l
Sakamalao : 5cm
FIKARAKARANA AZY:
Miarahaba o
ODY AM-BAVA FO na SAKAFO FENO : CAKE AUX OLIVES ET JAMBON
Tsotra kely indray ity , sady azo atao goûter no afaka atao sakafo.
FANOKAFAM-BAVONY : BOULETTE DE FROMAGE DE CHEVRE PANEE AU CACAHUETES
Entrée tsotsotra nefa feno azo atao amin' ny alahady na fety
ZAVATRA ILAINA
fromage de chevre na izay fromazy misy
sesame nendasina,
paoma
TSINDRIN-TSAKAFO na ODY Am-BAVA FO : VERRINE DE FLAN PATISSIER
Miarahaba ny manaraka ny Mamina,
Ity ary ny gouter tsotra sy mora tokoa raha mba te hiova amin'ny mahazatra
GOUTER na SAKAFO MARAINA : PANCAKE BANANE - mofo akondro sy atody - frittata di banana- banana pancakes