TRONDRO NANDRAHOINA - POISSON EN PAPILLOTTE
Ity fahandro trondro ity dia mitana ny otrikaina rehetra tsy toy ny endasina na andrahoina atao saosy sy ritra fa atao anaty fonosana. Mora atao tokoa
Zavatra ilaina:
TRONDRO NANDRAHOINA - POISSON EN PAPILLOTTE
Ity fahandro trondro ity dia mitana ny otrikaina rehetra tsy toy ny endasina na andrahoina atao saosy sy ritra fa atao anaty fonosana. Mora atao tokoa
Zavatra ilaina:
SALADE DE RIZ AUX CREVETTES:
Miarahaba antsika indray
Sakafo mora atao no atolotra anio :
ZAVATRA ILAINA:
CORALLO - haricotvert plat - ilay toy ny harikovera fa fisaka lehibe , azo andrahoina amin’ny fomba maro fa telo no ireto no tena fanaonay rehefa mba miovaova eo
ZAVATRA ILAINA:
RAVITOTO SY HENAKISOA
na dia efa mahay mahandro avokoa aza ny malagasy dia misy foana ny tanora vao mba hanomboka hanokona dia mba zaraina ihany ity sao mahasoa
ZAVATRA ILAINA
PATY SY ATIDOHAN-KENA -
ZAVATRA ILAINA:
Paty izay sahaza
atidohan-kena
tongolo be
sakamalaho
kotomila
Voatabia
tongolo gasy
menaka oliva
sira
FIKARAKARANA AZY:
Miarahaba o
YAOURT A BOIRE
ZAVATRA ILAINA :
ronono mangatsika 1L
ronono mangotraka 1L
siramamy 150 g
lalovay simika 1sotro kely
yaourt nature 1
hanitra izay tiana (tsy voatery)
GOUTER NA SAKAFO MARAINA: PAIN PERDU NA AMBI-MOFO
ZAVATRA ILAINA
Ambina mofo sy biscotte
atody 1
lafarina kely
siramamy kely
ronono kely
dité mamy 1 baolina
Menaka fanendasana
CAKE ZEBRE
zavatra ilaina :
atody 2
lafarina 6sotro
siramamy 6sotro
lalovay simika 1sotrokely
sokola
menaka 6sotro
FANOKAFAM-BAVONY MANGATSIAKA – ENTREE FROIDE : Karoty sy voatabia voasesika
Hevitra azo atao mba entina maneho ny fanokafam-bavony
ZAVATRA ILAINA
KAOFITIORA KAKI
Zaraina am-pifaliana indray ny fanaovana “confiture kaki”