TSAKITSAKY - FANOKAFAM-BAVONY : TRAMEZZINI
Tsotra sady mora atao izy ity
ZAVATRA ILAINA:
TSAKITSAKY - FANOKAFAM-BAVONY : TRAMEZZINI
Tsotra sady mora atao izy ity
ZAVATRA ILAINA:
Miarahaba o,
efa maro ny recette gaufre nozaraina ato fa ity kosa dia maivana kokoa ka dia zaraina am-pifaliana
GAUFRES (maivana)
ZAVATRA ILAINA :
VARY AMIN' ANANA (sy PATSABE MAINA)
ZAVATRA ILAINA :
Vary fotsy (no tiako dia izay no ampiasaiko)
Anana mifangaro
Patsa mena
Tongolo 1
Sira
menaka kely
5 épices
Miarahaba am-pifaliana
SAKAFO FENO na FANOKAFAM-BAVONY : SANDWICH D'AUBERGINE - CAPRESE DI MELANZANE (italien)
SAUCE BOLOGNAISE - RAGU BOLOGNESE - Spécialité Italien
Ny saosy “bolognese ” dia azo ampiarahana amin’ny karazana pate rehetra fa ny tena fampiasan'ny italiana azy dia ny "tagliatelle" na koa "lasagne" ary "manaraka io vao spaghetti"
Miarahaba am-pifaliana
GLACE YAOURT MELON VERT
mba mangatsiatsiaka indray no zaraina ho antsika anio
ZAVATRA ILAINA :
Melon vert (1/2)
yaourt nature 2
crème liquide 150 ml
Miarahaba am-pifaliana hatrany ny mpamangy ny Mamina
LAOKA na TSAKITSAKY : ROULE’ DE THON-
TSAKITSAKY NA SAKAFO FENO : OMELETTE DE PATE na FRITTATA DI PASTA
Sakafo mora kely hoy ny italien hoe "Frittata " ny frantsay "omelette" ny malagasy paty sy atody endasina
eto dia misy fangarony
ZAVATRA ILAINA.