Cake à la banane
zavatra ilaina
By Andry Rakotomavo
Lasary karoty
Tena aleo mba tsorina indray ny fiainana e!
Carotte râpée, céleri-rave râpé,
1 tomate cerise, 3 cornichons ary 2 mini-oignons
dia asiana sauce vinaigrette dia vita a!
Beignets d'As
A ohatran'ny hoe: Aubergine!
S ohatran'ny hoe Saosisy!
Ampiarahina dia tsy maninona,
Saucisson atao raha sendra tsy misy!
CHOUX SURPRISE !
Ity indray ny manaraka
Crevettes, trondro asaratsaraka,
Poivron maitso sy mena,
Laisoa aha-tsara jerena.
Alohan'ny anombohana azy,
ilay laisoa no atao vazy,
papier alu no atao fonony,
cure-dent no atao tonony.
Mora tokoa izy ity
zavatra ilaina
voatabia, fromage, citron, menaka , sira, tongolo maintso
Fikarakarana azy
Tetehina boribory ny voatabia
Tetehina ihany koa ny fromage afangaro anaty saladier
zavatra ilaina:
fromage, charcuterie, poivron, voatabia, atody, poulet, citron, menaka, sira
Fikarakarana azy:
andrahoina amin'ny akora ny atody
tapahana lavalava ny fromage, charcuterie, poivron sy voatabia.
Godrogodro au coco
Zavatra ilaina :
- 1 coco raper-na amin'ny ambozo no tena tsara
- 1kg koba vary, raha tsy mahita dia vary broyé-na amin'ny robot dia tena atao mahazo poudre mintsy
- 1kg siramamy : 750grs et 250 grs
Zavatra ilaina:
trondro, voatabia, tongolo be, tongolo lay, menaka, Sira
Fikarakarana azy
- manao saosy voatabia sy tongolo oignon voatetika ary asiana tongolo gasy kely voatoto.
Mousse au chocolat
Zavatra ilaina
50g dibera
160g chocolat noir
6 atody
Siramamy izay tiana na tsy asiana koa mety
10 cl crème fraiche
Fikarakarana azy