Carbonara
zavatra ilaina
350g de spaghetti
lard fumé na lard fotsiny 150g
dipoavatra
Atody : 1 feno + tamenany 2 na 3
Fromazy voakiky ("pecorino" no tena "orginale" fa azo ovaina izay fromazy misy eo an-toerana)
Carbonara
zavatra ilaina
350g de spaghetti
lard fumé na lard fotsiny 150g
dipoavatra
Atody : 1 feno + tamenany 2 na 3
Fromazy voakiky ("pecorino" no tena "orginale" fa azo ovaina izay fromazy misy eo an-toerana)
PATES SY POTIKENA
Toy izao rehefa fetin’ny ankizy,
Tsy misahirana sady tiany ilay izy !
Pâtes asiana potikena,
Matsiro sy tsara jerena !
Ny pâte moa izay tianao dia mety,
Na tsara masaka na al dente !
SAKAFO VEGETARIEN: GRATIN DE LEGUMES - LEGIOMA ANATY LAFAORO
Sakafo maivana izy ity
ZAVATRA ILAINA
Zavatra ilaina:
Voatavo didiny 2 na 3 amin'ilay 100ar (prix 2015)
Atody 1,
lafarina 300g
lavanila 1 càc (na "parfum" izay tiana)
siramamy 250g
tantely 2càs
levure" (ho an izay tia mampiasa)
Fikarakarana azy:
NEMS TRONDRO !
Ho avy indray ny pâques rankizy,
Hifady hena ka dia izao no izy :
Manamboara nems @ trondro,
Fa aleo io toy izay mofo akondro !
Ahandroy ny petits pois, carotte ary ovy,
Dia mandanjà trondro ataovy mitovy,
Bûche de Noël salée
Avereno kely indray mandeha,
Hoy ilay olona izay !
K’aza avy ianao hilaza hoe :
Ohhh ! efa hitanay !!!
MOFO KELY APPERITIF
Rehefa indray andro iny
Tsy ampoizinao ny vahiny,
Dia aza maka sarotra
Mandehana any @ mpivarotra :
Dia ireto no vidio
Ny anarany tadidio :
Saumon sy surimi
Betterave sy voatabia
Nems sy salade
Ity indray ary ny manaraka,
Nems sy salade miaraka !
Alaivo ny hena kisoa,
Toroy ho potika tokoa !
Alaivo koa ny hen’omby,
Dia totoy raha ts’izay tsy mahomby !
zavatra ilaina
- pâte brisée efa vonona
- 80 g siramamy
- 75 g dibera
- 2 atody
- mananasy 6 didiny manifinify
- 1 sotro levure
- 100 g lafarinina
Fikarakarana