CROQUETTE DE MANIOC – MOFO MANGAHAZO
ZAVATRA ILAINA
LAOKA : GISA SY SESIKA
ZAVATRA ILAINA:
Gisa
henakisoa
fonona crépine
tongologasy
sakamalaho
tongolo be
hanitra maintso
sira
dipoavatra
curry
menaka
GANA AMIN'NY TANTELY SY VOAMADILO SAOSY (nolafihana haninkotrana)
PIZZA BARANJELY
Sady tsara no haingana tsy mila paty. Mikarepoka ivelany, malemy anatiny.
ZAVATRA ILAINA :
COLOMBE DE PAQUES - COLOMBA DI PASQUA - MOFOMAMY PAKA
Misy karazany maro ny fanaovana ity “colomba di pasqua” ity fa dia ity vita napolitana ity aloha no zaraina am-pifaliana eto,
ZAVATRA ILAINA:
TSAKITSAKY : TELOZORO - SAMBOSA – SAMBOS AU FROMAGE
ZAVATRA ILAINA :
Paty vidiana vita (eto sinoa)
Fromazy isan-karazany izay tiana
Tapotsin’atody (raha atao anaty lafaoro)
Menaka
TSINDRIN-TSAKAFO : " TARTELETTE CHOCO - FRAISE"
** Ho an'ny "Pâte brisée" :
lafarina 250g
dibera 100g
tamenak'atody 1
sira
siramamy
rano mafana kely
ODY AM-BAVA FO NA SAKAFO FENO : CASATIELLO NA CAKE SALLE'
Specalité napolitai (Sud de l'Italie) fihinana indrindra rehefa paka
ZAVATRA ILAINA: