LASARY BETIRAVY
ZAVATRA ILAINA:
BONBON COCO ( 15 bonbons)
ZAVATRA ILAINA:
voanio 1
Siramamy 300g (avy any Madagasikara eto)
FIKARAKARANA AZY:
ODY AM.BAVA FO NA SAKAFO TSOTRA: MANGAHAZO SY SOJA
ZAVATRA ILAINA:
mangahazo lena,
soja maina,
siramamy,
menaka
Azo ampiana zavatra hafa raha tiana.
FIKARAKARANA AZY:
GATEAU AU LAIT CHAUD
ZAVATRA ILAINA :
atody 4 ,
lafarina 200g,
siramamy 200g,
ronono 160ml,
lalovay 1 sotrokely " d'extrait levure" ,
dibera 80g
FIKARAKARANA AZY:
ODY AM-BAVA FO na SAKAFO MARAINA : BEIGNETS AU SESAME
ZAVATRA ILAINA:
TSAKITSAKY MANGAHAZO SY VOANJO
ZAVATRA ILAINA
mangahazo
voanjo
sira
FIKARAKARANA
SAKAFO MAHALEO TENA: PIZZA CARNEVALE
Mba miova amin'ny pizza mahazatra indray ity fa dia ny karazana fromazy no tena ilaina hampatsiro azy
Specialité italiana avy any amin’ny faritr’i Sorrento
ZAVATRA ILAINA
ODY AMBAVA FO na SAKAFO MARAINA : MOKARY na MOFOGASY
Miarahaba ampifaliana indray o
Mokary na mofogasy ihany hoy aho fa tena gasy petaka be ny nanao azy sy ny fitaovana ary ny vokatra hihihi , vao voalohany ity fa ratsy bika fa tsara tsiro an
SAKAFO MAHALEO TENA : SAOSISY SY “ROMANESCO”
Koa satria moa ny foton- tsakafon'ny italiana dia paty ary ny an' ny Malagasy vary noho izany dia mizara roa ny sakafo.
- Paty sy sosisy ary romanesco
- Vary sy laoka sosisy sy romanesco