TARTE AUX ANANAS
ZAVATRA ILAINA :
Mananasy, ilay tao anaty boaty no nampiasaiko.
1 pâte sablée efa vonona
30 cl crème liquide
10 cl ronono
2 atody
75 g siramamy
FIKARAKARANA AZY
TARTE AUX ANANAS
ZAVATRA ILAINA :
Mananasy, ilay tao anaty boaty no nampiasaiko.
1 pâte sablée efa vonona
30 cl crème liquide
10 cl ronono
2 atody
75 g siramamy
FIKARAKARANA AZY
LASARY SOSETY
ZAVATRA ILAINA :
saosety
vinaingitra
menaka
sira
tongolo raha tiana
FIKARAKARANA AZY:
SAKAFO FENO : TORTA SALATA – GATEAU SALE’ – MOFO VOASESIKA: SAKAFO VEGETARIEN
TSINDRIN - TSAKAFO : DESSERT AUX FRAISES notsorina (12 ramequins) :
ZAVATRA ILAINA:
PATE BRISEE FAIT MAISON
Raha hanamboatra pate brisée na "frolla" hoy ny italien dia afaka manao ao an-trano raha tsy te hividy vita fa dia mora tokoa
ZAVATRA ILAINA:
LASARY LAISOA MAMY MARIKIVY: - Salade de chou aigre doux – insalata di verza agro dolce
ZAVATRA ILAINA:
laisoa 1/4
karoty 1 raha tiana
TSINDRIN-TSAKAFO – DESSERT : AKONDRO MAMY MARIKIVY - BANANE AIGRE DOUX – “BANANA IN AGRO DOLCE” en italien
Raha mba te hiova indray amin’ny voankazo amin’izao dia azo atao “banane flambée” na koa ity “banane aigre doux” ity.
ZAVATRA ILAINA
TSAKITSAKY NA ODY AM-BAVA FO : CACA PIGEON SY VOANJO
ZAVATRA ILAINA :
lafarina 500g
lalovay 1 fonosana
menaka tapaky ny boaty yaourt
sira
dipoavatra kely
curcuma kely
menaka fanendasana
voanjo
TRUITE AUX AMANDES
ZAVATRA ILAINA:
Trondro
"amandes"
menaka
FIKARAKARANA AZY:
PATE FEUILLETEE VITA AN-TRANO - "pasta sfoglia" hoy ny italiana
ZAVATRA ILAINA :
lafarina 500g
sira 1/2 sotrokely
dibera 100g (tsy voatery fa eto aho nampiasa)
"margarine feuilletage" 250g à 400g
rano mangatsiaka 250ml