Miarahaba am-pifaliana hatrany
ANKAMANTATRA
Inona no ataoko anarany?
Tsy haiko izay hilazàna azy!
Tena tiako ny hatsarany,
Na tsiro na endriny aminazy!
Miarahaba am-pifaliana hatrany
ANKAMANTATRA
Inona no ataoko anarany?
Tsy haiko izay hilazàna azy!
Tena tiako ny hatsarany,
Na tsiro na endriny aminazy!
Miarahaba ny mpanaraka ny Mamina,
Raha mba te hiova amin'ny mahazatra dia ity indray ny atody endasina amin'ny legioma
SAKAFO MAHALEO TENA na LAOKA na FANOKAFAM-BAVONY : Atody sy sakaibe endasina na "omelette de poivron" na "frittata di peperoni"
Miarahaba o
SAKAFO MARAINA na GOUTER : TARTE AUX MIRABELLES AMANDINES
Ny mirabelles moa dia karazana paiso rankena amintsika malagasy
TSAKITSAKY ODY AM-BAVAFO: CHURROS ou CHICHIS SALES
ZAVATRA ILAINA
1 bol rano mangotraka
1 bol lafarina
1 tsongo lalovay simika (levure chimique )
Sira,
muscade,
dipoavatra,
fromazy voakiky
GRATIN DE CHOUX FLEURS A LA TRUFFE: SOFLERA ANATY LAFAORO
ZAVATRA ILAINA:
soflera (choux fleur )
Fromazy voakiky 150gr
tongolo gasy
mortadelle
nofon-trondro
sira
menaka
Béchamel
SAKAFO FENO : Tagliatelles aux haricots verts à la viande hachée
Paty "tagliatelles" nampiarahana amin'ny harikôvera sy totokena. Mba miova amin'ny vary.
Salady zavoka
Zavatra ilaina
zavoka ,
voatabia,
tongolo be ,
kotomila,
voasary makirana,
menaka oliva,
sira,
dipoavatra,
siramamy
Fikarakarana:
TORTA DI TRAMEZZINO - GATEAU SALE:
miarahaba ny mpanaraka ny Mamina,
PUDDING CROQUANT
Zavatra ilaina:
Tsy misy fatra eto fa miankina amin'izay misy