FANOKAFAM-BAVONY : SALADE DE POMMES
ZAVATRA ILAINA:
Paoma maintso
paoma mena
tongolo be (ilay voloparasy)
sira
dipoavatra
persila
menaka
sakay raha tiana
voasary makirana na vinaigitra
FANOKAFAM-BAVONY : SALADE DE POMMES
ZAVATRA ILAINA:
Paoma maintso
paoma mena
tongolo be (ilay voloparasy)
sira
dipoavatra
persila
menaka
sakay raha tiana
voasary makirana na vinaigitra
SAKAFO MAHALEO TENA na FANOKAFAM- BAVONY : ROULEAUX DE PRINTEMPS
recettes végetarien et sans gluten
Mariako fa bio daholo ny ampiasako indrindra ny legioma satria hoanina manta izy ity
SAKAFO ODY AM-BAVA FO : CREPE SY FROMAZY ARY BECHAMEL:
BECHAMEL
ZAVATRA ILAINA:
Ronono 1/2 l
Lafarina 50 g
Dibera 50g
Sira sy dipoavatra
LAOKA VEGETARIEN: KORZETY nendasina - Courgette frite - zucchini trifolati
Fandrahoana korzety tsotra , vetivety, mora nefa matsiro tsara, "recette vegetarienne"
ZAVATRA ILAINA:
LAOKA VEGETARIEN: FRIARELLI – LAINGON’NY BROCOLI’
ZAVATRA ILAINA
Friarelli (napolitain) na laingona brocolì izay ampy
Tongolo lay hasina 1
menaka oliva
Sira
Sakay izay tiana
LAOKA VEGETARIEN : SCAROLE (recette napolitain)
ZAVATRA ILAINA
scarole : karazana salady
tongolo gasy
pignon de pin*
capperi*
voaloboka maina
oliva mainty (esorina ny voany)