TSINDRIN-TSAKAFO : KAKY VOASESIKA
Kaky nosesehana paoma Granny Smith miaro ranom-boasary makirana
ZAVATRA ILAINA:
TSINDRIN-TSAKAFO : KAKY VOASESIKA
Kaky nosesehana paoma Granny Smith miaro ranom-boasary makirana
ZAVATRA ILAINA:
RANOMBAN-KAZO: JUS DE NAVET, ORANGE ET KIWI
sady manadio ny any anaty no be otrikaina
ZAVATRA ILAINA:
navet (vodiny sy tahony ary raviny)
persily
loranjy
voasary makirana
kiwi
ODY AM-BAVA FO na FANOKAFAM-BAVONY : CANAPE'
ZAVATRA ILAINA:
Mofo
Lasary karoty
Katsaka
thon
mayonaise
Atody masaka
Salady voatabia
Saosy vinaingitra
saosy balsamika
ODY AM-BAVA FO : MOFOMAMY MISY PAOMA AMIN'NY VILANY
Tsy hoe ny manana lafaoro ihany no afaka manao mofomamy fa afaka manao izany koa na dia amin'ny vilany aza fa sady tsotra ihany koa.
ZAVATRA ILAINA :
LAOKA : PIEDS ET PAQUETS MARSEILLAIS - VORIVORIN-KENA SY TONGOTR'ONDRY VOASESIKA
Specialité provençale et surtout de Marseille - Matetika moa dia sakafo fihinana rehefa Noely ihany koa izy ityho an'izy ireo.
ZAVATRA ILAINA :
GRATIN DE CHOUX FLEURS A LA TRUFFE: SOFLERA ANATY LAFAORO
ZAVATRA ILAINA:
1/2 soflera (choux fleur )
15g truffe (ho an’olona 2)
Fromazy voakiky 150gr
Béchamel
Ho an’ny Béchamel :
GÂTEAU PITON DES NEIGES
ZAVATRA ILAINA:
yaourt 1 boaty (diovina ilay boatin'ny yaourt rehefa avy eo atao famarana),
lafarina 4 boaty,
siramamy 2 boaty,
menaka 1 boaty,
lalovay simika 1 fonosana,
atody 3.
ODY AM - BAVA FO na SAKAFO MARAINA : MUFFIN au CHOCOLAT"
ZAVATRA ILAINA: