"GATEAU AUX BANANES" - MOFOMAMY AKONDRO
ZAVATRA ILAINA:
" BLANC DE POULET PANÉ"
sakafo tian'ny ankizy amin'izao andro vacances izao
ZAVATRA ILAINA:
GELEE AUX FRUITS
"bonbon" na vato mamy vita an-trano, izay atao amin’ny ranom-boankazo vao natao na koa novidiana vita .
ZAVATRA ILAINA:
TSAKITSAKY: POIS CHICHES APERO
ZAVATRA ILAINA:
1 boaty pois chiches,
Menaka oliva,
sira,
curry,
paprika,
vovona sakay, sns
hanitra zay tiana.
FIKARAKARANA AZY:
SAKAFO FENO : LASAGNE BOLOGNAISE - LASAGNE ALLA BOLOGNESE
Afaka amboarina avokoa na ny lasagne na ny sauce tomate na ny saosy béchamel fa ny ahy eto novidiana vita iretsy 2 voalohany
ZAVATRA ILAINA :
SAKAFO MAHALEO TENA : TADJINE / TAJINE DE POULET - (Couscos au poulet )
azo atao "agneau" koa izy ity. Nahandro mamy masira
ZAVATRA ILAINA :
CROISSANT ( pâte levée tsy mampiasa dibera)
Mahavita 7 raha ny habe mahazatra fa ny ahy eto kely. Mety amin'ny olona matahotra hatavy :). Mitovy amin'ny pain au lait ny vokatra.
ZAVATRA ILAINA:
SAKAFO MAHALEO TENA : COUS COUS SY AMPONGAMBEN-DANITRA ARY VOALOBOKA MAINA - (en italien : Couscous e melograno ) - recette végétarien
ZAVATRA ILAINA:
FANOKAFAM-BAVONY : TOMATE MIMOSA
ZAVATRA ILAINA :
voatabia (isan'ny olona)
Atody masaka (1 ho an'ny olona 3)
ovy masaka
nofon-trondro masaka
mayonnaise
tongolo maitso (tsy voatery)