"Omelette au fromage pané" : atody sy fromazy.
Zavatra ilaina.
Atody
Fromazy ( "tranche" fanao @ "burger" )
Tongolo maitso
Sira
" Chapelure "
Menaka hanendasana
Izay tiana ny isany sy ny fatrany
"Omelette au fromage pané" : atody sy fromazy.
Zavatra ilaina.
Atody
Fromazy ( "tranche" fanao @ "burger" )
Tongolo maitso
Sira
" Chapelure "
Menaka hanendasana
Izay tiana ny isany sy ny fatrany
Salade anana
ho an ireo makafy crudité ohatra ahy ,rehefa tsy mahita salady sy karoty dia azo atao salady tsara daholo ny anana
LAOKA na SAKAFO MAHALEO TENA : Saumon pané au four
Azo andrahoina anaty lapoaly koa izy io , na atono , tena tsara tokoa
Zavatra ilaina :
saumon
menaka oliva
Chapelure
sira
Fikarakarana azy:
TSINDRI-TSAKAFO na ODY AMBAVA FO : FLAN VOATAVO
Zavatra ilaina:
voatavo 500g
ronono 500ml
atody 2
siramamy 100g
hanitra combava
lafarina 125g
dibera 50g
Fikarakarana
SAKAFO MAHALEO TENA : TARTIFLETTE
Fihinana rehefa ririnina izy ity.
zavatra ilaina :
FANOKAFAM-BAVONY : SALADE HARICOT VERT, ÉPIS DE MAIS, SAKOA
Zavatra ilaina
hoan'olona 4:
haricot vert 500g
sakoa 2 lehibe
épis de mais 1kapoaka
voatabia 2
radis 4,
sauce citron
ODY AM-BAVA FO : MOFOMAMY VOVO-KATSAKA SY AKONDRO
Zavatra ilaina :
Probo 500g (vovo-katsaka)
akondro 1/2 kg
siramamy 250g
ronono 1L
mini choco 2
menaka kely
Fikarakarana azy :
LAOKA TSY MISY HENA : VOATAVO SY VOANJO
Zavatra ilaina :
Voatavo 1kg
voanjo manta 1/4 kapoaka
tongolo gasy vodiny 1
menaka 1/8 L
sira sahaza
zava-maitso (raha tiana)
Fikarakarana azy :