LASOPY AKONDRO
Zavatra ilaina
hoan'olona 4
Silamangany 1/2kg,
akondro manta 1kg,
oignon 2,
kotomila,
fromage rapé,
lait de coco 1 pot yaourt,
tamotamo,
sakamalaho,
sira
LASOPY AKONDRO
Zavatra ilaina
hoan'olona 4
Silamangany 1/2kg,
akondro manta 1kg,
oignon 2,
kotomila,
fromage rapé,
lait de coco 1 pot yaourt,
tamotamo,
sakamalaho,
sira
"PIZZA AUX FRUITS DE MER"
ZAVATRA ILAINA :
=> ho an'ny paty
lafarina 250g
lalovay saf instant 1 sotro fihinanana
sira 1 sotro kely
rano matimaty 100ml
dibera 50g
SUCETTES GLACEES AUX FRUITS
ZAVATRA ILAINA :
mahavita 6 lehibe dia 6 kely
frezy 500g
papay 500g
manga 500g
"jus de grenadelle 125cl "
(tsy nampiasa siramamy intsony aho)
FIKARAKARANA :
FLAN maro be azo hisafidianana.
Soso-kevitra avy amin'i Wendie Rafalison : aza adinoina ny hanitra (lavanila, na kikina hodim-boasary, na sokola) ny ravim-boasary ihany koa dia efa mety ampangotrahina miaraka amin'ny ronono
GOÛTER au COCO
Lafo dia lafo izy ity ao amin ny colbert an hihihi
Zavatra ilaina :
lafarina = 130 g
Coco râpé = 150 g
Siramamy = 170 g
dibera = 150 g (atao bain marie )
Ronono = 20 cl
Salade de pomme de terre et haricot vert
Tsotra sady nety amin'ny toetr'andro rehetra. Mora atao ary mety ho an'ireo manao regime ihany koa.
Zavatra ilaina:
MOFOMAMY AVANA
Toy izao ny fanaovana azy.
- Hafanaina mialoha ny lafaoro 180°C.
- Homanina ny lasitra, hosorana dibera fafazana lafarina.
ILAINA ho an'ny MOFOMAMY AVANA :
GALETTE
ILAINA :
- lafarina 500g
- siramamy 250g
- atody 3 ho an'ny paty ,1 ho an'ny "dorure"
- lalovay simika 1/2fonosana (6g eo)
- menaka izay tiana(facultatif)
- dibera 30g