SAKAFO MAHALEO TENA : PATY SY LEGIOMA
By Andry Rakotomavo
Laoka: Voanjobory lena sy trondro
Zavatra ilaina
Trondro,
voanjobory,
tongolo be
voatabia raha tiana,
tongolo lay,
curry,
sira,
menaka
Fikarakarana azy
LAOKA RONY : VOANJOBORY maina Sy HENA OMBY ary anamalaho
Zavatra ilaina :
MOFO COCO - MOFO VOANIO
ny ahy voanio vovony efa maina no nataoko satria tsy nisy voanio vaovao nokikisana .
Zavatra ilaina :
- coco vovony 125g
- farine 250g
- siramamy (zay tiana ny fatrany)
- rano kely
Miarahaba anareo e! zaraina am - pifaliana indray ô!
MOFO AKONDRO na JAMAIKA na PALISSANDRE na VERNIS ,
ZAVATRA ILAINA :
Miarahaba antsika rehetra indray ary ô
KITONOTONO : BROCHETTES A LA PORTUGAISE sy BROCHETTES FO-KENA
zavatra ilaina ho an'ny brochettes à la portugaise :
Nofon'akoho (azo atao nofon-kena izay misy an)
NOUILLE maison - paty sinoa vita an-trano
Zavatra ilaina :
lafarina 500g,
atody 4,
sira atsasaka sotrokely,
rano 1 sotro fihinana na mihoatra kely,
2 sotro lafarina mangahazo na "fécule" mangahazo.