SALADY KOKOMBRA SY SAUMON FUME’ -
Ny zavatra ilaina dia araka ny toerana misy antsika ary azo ovaina araka izan , ny fatra koa dia araka izay tiana.
ZAVATRA ILAINA:
SALADY KOKOMBRA SY SAUMON FUME’ -
Ny zavatra ilaina dia araka ny toerana misy antsika ary azo ovaina araka izan , ny fatra koa dia araka izay tiana.
ZAVATRA ILAINA:
BEIGNET DE CREVETTE
ZAVATRA ILAINA:
crevette,
lafarinina,
kotomila,
lalovay,
menaka fanendasana,
rano mangatsiaka,
sira sy dipoavatra
FIKARAKARANA AZY:
SAKAY FANENDY-
Zavatra ilaina :
sakay fanendy 2 tanana
voatabia 2
tongolo mena 1
sira, dipoavatra kely, menaka
Fikarakarana azy:
LASARY ANAMAMY
NB: tsy mety amin'ny olona be tosi-drà izy ity.
ZAVATRA ILAINA:
- Anamamy
- tongolo gasy hasiny 1,
- tongolo,
- voatabia
- dipoavatra,
- vinaigitra,
- menaka,
- sira
SAKAFO FENO : TABOULÉ ORIENTAL
mora atao sady sakafo "végétarien"
ZAVATRA ILAINA:
ZAVA- PISOTRO : DITE AMIN'NY HODITRA PAOMA
ZAVATRA ILAINA:
Hoditra paoma
Rano
Siramamy
FIKARAKARANA AZY:
SAKAFO MAHALEO TENA : POMMES DAUPHINES
Zavatra ilaina :
rano 250ml
dibera 80g
atody 3
lafarina 150g
sira 1 tsongo
ovy masaka voapotsitra (atao maimaina)
Fikarakarana azy :
ODY AM - BAVA FO na SAKAFO MARAINA : MUFFIN FRAISE
Zavatra ilaina:
atody 2
dibera natsonika 100g
siramamy 150g
lafarina 250g
sira 1 tsongo
lalovay simika 1 fonosana
frezy bio 200g
Fikarakarana azy :