SAKAFO MAHALEO TENA : MINE SAO
Zavatra ilaina :
KITONOTONO na SAKAFO MAHALEO TENA : TRONDRO NATONO SY LEGIOMA
"CAPITAINE GRILLE et ses légumes sautés" -
LAOKA SAOSY : HENOMBY SY SAOSY VOANJO
ZAVATRA ILAINA:
Henomby 1kg
voanjo voatoto 2 sotro (boaty)
tongolo be 3
voatabia 1
sira
menaka oliva
FIKARAKARANA AZY:
KITONOTONO – AKOHO ATONO SY LASARY
ZAVATRA ILAINA:
Akoho
sira
Menaka
dipoavatra
voasary makirana
FIKARAKARANA AZY:
ODY AM-BAVA FO: GODROGODRO - 1
Miarahaba
Efa maro ny ''recettes'' godrogodro ato, fa ny mampiavaka an'ito manaraka ito dia vary tsy mitoto no ampiasaina.
Zavatra ilaina:
SAKAFO MAHALEO TENA : PAKOPAKO MISY VOANIO
ZAVATRA ILAINA :
Lafarina 500g
sira 1 sotrokely
Rononom-boanio 1 vera na mihoatra kely (lait de coco)
Menaka fanendasana
FIKARAKARANA AZY:
MOFO DIPAINA
ZAVATRA ILAINA :
lafarina 500g
sira 1sotro kely
levure boulangère 1 fonosana( 5,5g ny ahy io) * * * (11g atao)
siramamy 1/4 sotrokely
rano mafana 250 ml
menak'oliva 1sotro fihinanana
BOMBA
GOUTER - ODY AM-BAVA FO : BOMBA FRITY - "Bombe fritte" (spécialité italien)
Finta Pizza di melanzane ; specialité italien – na hoe pizza baranjely zany hoe tsy pizza mihitsy fa maka bika pizza
ZAVATRA ILAINA