Sakafo Malagasy

MAMINA na Malagasy Mizara Nahandro dia teraka avy amin'ny mpikambana ao amin'ny vondrona MALAGASY MIZARA NAHANDRO ao amin'ny facebook. Tohiny
 

LASARY MANGA SY KAROTY miarahaba am-pifaliana, ZAVATRA ILAINA manga Karoty Tongolo be Kotomila Sira Voasary makirana Menaka oliva Siramamy kely FIKARAKARANA AZY Tetehana na kikisana araka izay hitiavana azy ny manga sy karoty ary tongolo be. Asiana menaka sy voasary makirana ary sira sy siramamy kely raha tiana. Farany vao araraka ny kotomila voatetika. Mazotoa o
Plus...
Salama daholo!  "BANANAWA MOELLEUX AU CHOCOLAT" Nahandro atolotry ny CFP Mi-Avaka, izay hitantsika tao amin'ny Kolo TV niaraka tamin'i Chef Herydoudh Rakotoasimbola nandritra ilay émission : tables de Mada! ZAVATRA ILAINA:  - siramamy 200 g ho an'ny caramel - Akondro 1 kg  ( amin'ilay ngeza tsara)
Plus...
LAOKA: ENDIVES SY HENAKISOA  Fotoana fahavokaran'ny  endives ny ririnina. Misy ny sahirana amin'ny fomba fandrahoana azy ity noho izy karazana anana mangidy. Ity misy hevitra iray hikarakarana azy ary. ZAVATRA ILAINA: ho an'olona 4 eo:
Plus...
LAOKA : VARANGA  Sakafo tena malagasy natao anaty lafaoro izy ity  ZAVATRA ILAINA: henomby,  tongolo be,  tongolo gasy dipoavatra Sira FIKARAKARANA AZY 
Plus...
SOKOLA ITALIANA : "Baci perugina"    Mora atao sady tena maivana kokoa ity satria sokolà mainty no ampiasaina ka dia mahazo mihinana avokoa.    ZAVATRA ILAINA   ho an’ny sokolà 15 170g “noisette voatoto” na voanjo 90g sokola mainty “chocolat noir de Madagascar” 70% 30gr siramamy mena na siramamy voanio (sucre de coco) vovoka cacao mainty 2 na 3 sotro kely
Plus...
S'abonner à Flux de la page d'accueil